|
|
|
|

Entry1  mpihatsaravelatsihy
Root  2  tsaravelatsihy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1]
Explanations in French  5  l'hypocrite [1.3#754]
Examples  6  Asa hianareo Ambaniandro, fa toa hoe fetsifetsy sy mpihatsaravelatsihy, hono! [2.499#60]
7  Maro ihany koa ny olon-dratsy mpihatsaravelatsihy tonga teo mba hizahazaha izay toe-javatra hiseho. [2.588#]
8  Aoka re mba tsy ny tenantsika no ho mpivadika sy mpihatsaravelatsihy ka ho «voanjolahy» sy «voanjovavy» ary ho «Jodasy. [2.587#]

Updated on 2023/01/20