Entry | 1 mpinama |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Betsileo]
mpikambana, miray, miaraka: Añay roelahy ro mpinama se mitombaña (Izahay roalahy no miaraka rehefa miasa tany) |
Anagrams | 4 anampim, manampi, manampy, mañimpa, mpamany, mpanamy, mpanima, mpinama, nampiam |
Updated on 2020/07/31 |