|
|
|
|

Entry1  mpirahalahy
Root  2  rahalahy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Olona samy lehilahy natera-dray sy reny iombonana
Explanations in French  5  [1.3#481] ceux qui sont frères
Examples  6  Mifankatiava araka ny fifankatiavan'ny mpirahalahy; [2.996]
7  Maro ny ady nifanaovan'ny mpirahalahy na ny mpihavana. [2.508#]
Vocabulary  8  Relationships: family
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word mpirahalahy

Updated on 2024/06/24