|
|
|
|

Entry1  mpizara
Root  2  zara
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4  [1.3#868] celui qui divise, le diviseur
Examples  5  [1.369#] Raha izy irery dia tsy ho mpizara mitovy na oviana na oviana.
6  [2.499#] Rehefa mandalo ny mpizara taratasy, dia i Bina no hendratra mialoha.
7  [2.606#] Alaharo telo ny harona milahatra telo, mba tsy hanahirana ny mpizara azy.
Compound words 

Updated on 2024/12/11