Entry |
nanana > ananana
(anana)
|
Part of speech | passive verb
|
Explanations in English | To be owned, to be possessed [1.7]
|
Explanations in French | Qu'on possède [1.3, 1.8]
|
| Qu'on a: Andriamanitra ni ihavian' ny zavatra rehetra ananantsika (C'est de Dieu que nous vient tout ce que nous possédons) [1.3]
|
Examples |
1 | Kanefa tsy ananana izany sady tsy azo.
[2.346]
|
2 | ka mbola mipetraka amy ny tanin drazana, sy izay ananana kely eto.
[2.59]
|
|
Morphology |
Present : |
ananana,
ananako,
anananao,
ananany,
ananantsika,
anananay,
anananareo,
ananan',
ananan-,
ananam-,
anana- |
Past : |
nananana,
nananako,
nanananao,
nananany,
nananantsika,
nanananay,
nanananareo,
nananan',
nananan-,
nananam-,
nanana- |
Future : |
hananana,
hananako,
hanananao,
hananany,
hananantsika,
hanananay,
hanananareo,
hananan',
hananan-,
hananam-,
hanana- |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
nanana > ananana
(anana)
|
Part of speech | relative verb
|
Explanations in French | Dont on a, sur qui on a une créance:
Ny voankazo tahaka ireny no ananako betsaka (J'ai beaucoup de fruits de cette espèce) ~
Ananako vola roapolo izy (J'ai sur lui une créance de vingt piastres, il me doit vingt piastres) [1.3]
|
Morphology |
Present : |
ananana,
ananako,
anananao,
ananany,
ananantsika,
anananay,
anananareo,
ananan',
ananan-,
ananam-,
anana- |
Past : |
nananana,
nananako,
nanananao,
nananany,
nananantsika,
nanananay,
nanananareo,
nananan',
nananan-,
nananam-,
nanana- |
Future : |
hananana,
hananako,
hanananao,
hananany,
hananantsika,
hanananay,
hanananareo,
hananan',
hananan-,
hananam-,
hanana- |
Imperative : |
anano |
|
|
Entry |
nanana > ananana
(hana)
|
Part of speech | relative verb
|
Explanations in French | [1.3]
|
Morphology |
|
|
Entry |
nanana > manana
(anana)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza fa tompon' ny zavatra iray: Manana satrobory Isambilo ~ Manam-panahy Rasoa [1.1]
|
Explanations in English | To have, to possess [1.2, 1.7]
|
| To own [1.7]
|
Explanations in French | Avoir, posséder [1.3, 1.8]
|
Examples |
1 | Manana vola be izy (Il possède beaucoup d'argent)
[1.3]
|
2 | Manan-tsaina (Il a de l'intelligence)
[1.3]
|
3 | fa manana tapaka tokoa aho ary mana-namana, fa manome toky ahy hampanjaka ahy hianareo.
[2.48]
|
|
Morphology |
Present : |
manana,
manan-,
manam-,
mana- |
Past : |
nanana,
nanan-,
nanam-,
nana- |
Future : |
hanana,
hanan-,
hanam-,
hana- |
Imperative : |
manàna |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs |
|
Entry |
nanana > manàna
(anana)
|
Part of speech | imperative of active verb manana
|
|
Entry |
nanana > manana
(hana)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Maka na misambo-bola misy zanany [1.1]
|
|
Entry |
nanana > mañaña
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
Diso fanantenana [1.78]
|
|
Entry |
nanana > mañana
|
Part of speech | noun or adjective
|
Explanations in Malagasy | [Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka]
gaga
[1.78]
|
| [Bezanozano]
hagagana
[1.78]
|
|
Entry |
nanana > Manana
|
Part of speech | name (toponym)
|
Explanations in French | Petit fleuve de la sous-préfecture de Manakara [1.11]
|
Vocabulary |
|