|
|
|
|

Entry (1/4)1  nany
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Injay, enti-manondro olona efa nandrasana ka re any ho any ny feony alohan' ny hisehoany [1.1]
Synonyms  4  inany

Entry (2/4)5  nany
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  Ilay zavatra boribory kitsoloha eo amin' ny vavan' ny vovo, natao mba hahazoan' ny trondro miditra tsara ao anatiny [1.1]
Explanations in English  8  the neck of a fishing basket; the little wicker basket which closes the mouth of the larger wicker basket used as a fishing-net. [1.2]
Synonyms  9  nanimbovo
Analogs  10  tanam-bovo
Compound words 

Entry (3/4)13  nany
Part of speech  14  active verb
Explanations in Malagasy  15  nanjary, tonga [Tanala] [1.78]

Entry (4/4)16  nany
Part of speech  17  active verb
Explanations in Malagasy  18  lany [Tanala] [1.78]

Anagrams  19  anin, nani, nany, nian

Updated on 2020/07/31