|
|
|
|

Entry1  naoty
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Music: (in general)
Explanations in Malagasy  4  isa enti-milaza ny fanombanan' ny mpampianatra ny fahaizan' ny mpianatra: Nahazo naoty 14 aho tamin' ny fizika
5  famantarana fampiasa amin' ny mozika hilazana ny feo sy ny faharetany: Ny naoty do, mi, sol dia tsara miaraka [1.1]

Anagrams  6  atony, naoty, natoy, otany

Updated on 2020/07/31