Entry | 1 ngazana |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza tany maina karakaina ka tsy anirian-javamaniry 4 Tany -- tanety na toerana tsy ahitan-tsakafo. [1.1] |
Explanations in English |
5 bare and barren. Used of country. Comp. mazana. [1.2] 6 dry and barren (of the soil) [1.7] |
Explanations in French |
7 sec et stérile (se dit des sols) [1.8] |
Examples |
8 ireo kininina vitsivitsy miavaka loatra amin' ny tany ngazana anirian' ny horompotsy. [2.470] |
Derivatives |
|
Updated on 2020/07/31 |