Entry | 1 ngenongenonina |
Root | 2 ngenongenona |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ilazana ny olona izay imenomenonana na izay teny lazaina an' orona amin' ny fimenomenonana: Aza izaho no ngenongenonina eo ~ Inona indray izany ngenongenonin' i Bozy izany |
Morphology |
|
Anagrams | 9 ingenongenonan, ngenongenonina, ningenongenona |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |