Entry | 1 ngodona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ny feo mirohondrohon' ny fandeha, ny famindra, ngadona 4 Ny tenin' andriana tsy mba mitsaika fa mingodona: ny kabarin' ny mpanjaka tsy mba heno toy ny bitsibitsika fa manehoeho eran-tany [1.1] |
Explanations in English |
5 a hollow sound [1.2] |
Explanations in French |
6 bruit des pas [1.3] |
Vocabulary |
7 Sound |
Derivatives |
|
Anagrams | 13 angodon, dongona, nangodo, ngodona |
Updated on 2020/07/31 |