|
|
|
|

Entry1  ngonona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Filazana na fanononana teny tsy mazava tsara fa ao am-bava ao fotsiny: Tsy namaly izy fa ngonona no nataony sady lasa izy. [1.1]
Explanations in English  4  a low muttering, a low grumbling, a low murmuring. [1.2]
Vocabulary  5  Sound
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Names :
Synonyms  8  ngonongonona

Anagrams  9  nanongo, ngonona, nogonan

Updated on 2020/07/31