Entry |
nidify > midify
(dify)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Miala amim-pahakingana mba tsy ho hita: Anjaranao izany ka tsy azonao idifiana Milefa haingana mba tsy ho tazana na mba tsy hifanena: Nidify ny fahavalo tao ambadiky ny tamboho aho
[1.1]
|
Explanations in English | To turn aside [1.2, 1.7]
|
| To dodge [1.7]
|
Explanations in French | S'esquiver [1.8]
|
Examples |
1 | Nifanofa tànana, dia samy nidify.
[2.5]
|
2 | Nanao fihetsika kely tamin' ny tanany izy, dia nidify izy roa lahy mibika-na mpanapa-doha.
[2.471]
|
|
Morphology |
Present : |
midify |
Past : |
nidify |
Future : |
hidify |
Imperative : |
midifia |
|
|
Entry |
nidify > midify
(dify)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in English | To have the hair plaited by dividing it on the forehead and carrying it behind the ears [1.2]
|
Vocabulary |
|