Entry | nisintona > misintona (sintona) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mihemotra (toy ny lamba sasany rehefa avy nosasana): Misintona ny lamba volonondry rehefa sasana Mihena (toy ny rano tondraka rehefa lasa ny orana): Tsy ela dia nisintona ny rano Mikainkona: Nisintona ny hozany [1.1] | ||||||||
Examples | Ny tena tetikay dia hanao rodorodon-drano vaky, miseho tampoka amin' ny hery tsy hay tohaina, dia misintona tahaka izay ihany.
[2.472] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word misintona | ||||||||
Entry | nisintona > misintòna (sintona) | ||||||||
Part of speech | imperative of active verb misintona | ||||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||
Entry | nisintona > isintonana (sintona) | ||||||
Part of speech | relative verb | ||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||
Morphology |
| ||||||