Entry | 1 njainjay |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manana toetra hafahafa tsy mitovy amin' ny olon-drehetra: Rakoto moa hitanao ihany; njainjay izay izy ka sarotra ifampiraharahana |
Analogs | 4 zanakalondrano, hafa fandry |
Anagrams | 5 ajinjany, ijinjana, jinjaina, jinjanay, njainjay |
Updated on 2020/07/31 |