|
|
|
|

Entry (1/2)1  nongo
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny enti-milaza rehefa mety ho molo-javatra mivohitra ka mivoaka any ivelany

Entry (2/2)4  nongo
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Vilany tanimanga misy faritra boribory manodidina ny vavany toy ny voalaza etsy ambony, ary kely vava fa be kibo, fahandroana laoka na haninkotrana.
Explanations in English  7  [1.2] a particular kind of pot used for cooking laoka. [swa. Nyungu.]
Compound words 

Updated on 2024/12/07