|
|
|
|

Entry1  nonsy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Masoivohon' ny Papa Ray Masina eo amin' ny Firenena iray (matetika dia ampiana hoe apostolika io teny io: Nonsy apostolika) (Fiv. kat.)
Vocabulary  4  Religions, Beliefs

Updated on 2024/12/07