Entry | 1 ny azy |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] mpisolo anarana enti-milaza zavatra ananan'ilay olona tenenina: Ento, hono, ny satrok'i Bema. Misy satroka maro ireo ka tsy fantatro ny azy? |
Explanations in French |
4 [1.3] le sien, la sienne, les siens, les siennes, les leurs 5 [1.5] le sien, la sienne, les siens, les siennes, les leurs. |
Elementary words | 6 azy |
Anagrams | 7 izany, izina, ny azy |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |