|
|
|
|

Entry1  oharina
Root  2  ohatra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Ampitahaina: Tsy mety aho fa oharinao amin' ny ondry ny zanako
Refesina: Ohary amin' ity kofehy ity ny lohanao hividianako satroka ho anao
Explanations in English  5  [1.2] to be measured, to be compared.
6  [1.7] to be compared
Explanations in French  7  [1.3] qu'on mesure, que l'on compare
8  [1.8] qu'on compare
Examples  9  raha oharina amin' Ikopa! [2.270#74]
10  Azo oharina amin' ny tontolo manodidina io hevitra io. [2.445#66]
11  koa ny fahoriana manjò amin'izany, tsy azo oharina ny hangidiny. [2.59#200]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :

Anagrams  16 

Updated on 2025/01/21