Entry | 1 oksizena |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Karazana gazy hita betsaka indrindra eo amin' ny zavaboary, izay mandoro ka miteraka hafanana; ny oksizena dia ilain' ny zavamananaina amin' ny fiainany fa mandoro ny loto ao amin' ny rany (ampahadimin' ny rivotra amin' ny atmosfera ny oksizena) 4 [1.13][oksizenina] Singa simika |
Explanations in French |
5 [1.13][oksizenina] Oxygène |
Other spellings | 6 oksizenina |
Analogs | 7 O |
Compound words |
|
Tables and plates |
11 Periodic Table |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |