|
|
|
|

Entry1  omanina (omana)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Karakaraina mialoha: Omanina ny dia rehefa mivahiny [1.1]
Explanations in English  4  to be decorated, to be made ready. [1.2]5  to be prepared [1.7]
Explanations in French  6  qu'on prépare [1.3, 1.8]7  qu'on orne [1.3]
Examples  8  Angaha moa nisy niomana, fa rahefa omanina ny saina dia mandroso. [2.643#84]
9  Fikomiandrery izany, ary tsy omanina na sainina, fa mihetsika tampoka noho ny toe-javatra miseho so mahazo ny tena [2.472]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Anagrams  14  inomana, manoina, miañona, miñaoña, mionana, monaina, omanina

Updated on 2023/01/20