Entry | 1 Ombalahibemaso |
Root | 2 omby, lahy, be, maso |
Part of speech | 3 name (anthroponym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 jereo Ombalahy be maso [2.298#49] |
Examples |
5 hoy ny ombalahibemaso, sady napoakany ny basy iray vava. [2.298#49] 6 Handimby ny ombalahibemaso, handimby an' Imboasalama, handimby an' Andrianampoinimerina. [2.528#] 7 Ankoatran' izany, eo ilay teny malazan' ny ombalahibemaso efa rentsika hoe: " Tsinjovy ny farany. [2.296#] |
Titles |
8 Ny Hafatry ny Ombalahibemaso : Seho an-tsehatra notsongaina avy amin' ny tantaran-dRadama Voalohany (Randriamamonjy Esther) 9 Ny Ombalahibemaso (Rahajarizafy Antoine (s.j.)) 10 Ny Ombalahibemaso (Razakandraina Jean Verdi Salomon) |
Anagrams | 11 Ombalahibemaso, Ombalahy be maso |
Updated on 2021/10/14 |