Entry | 1 ombana |
Root | 2 omba |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Rakofana, sakobonina, amin' ny lamba na ny elatra; arovana: Ombany ny elany ny zanany |
Explanations in English |
5 [1.2] to be accompanied by, to be associated with. 6 [1.7] to be covered, to be protected |
Explanations in French |
7 [1.8] qu'on couvre, qu'on protège |
Examples |
8 Antenainay fa hanamora ny asan' ny mpampianatra eo amin' ny fampianarany ny taranja Malagasy ireo andiana boky ireo izay ombana boky torolalana. [2.442] |
Morphology |
|
Titles | 13 Ny lalana nombako (Ravelomanana Hermann) |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word ombana |
Anagrams | 15 |
Updated on 2025/01/21 |