|
|
|
|

Entry1  ompiana
Root  2  ompy
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Velomina sy ahina, karakaraina: Omby telo ary gisa folo no ompiany any antsaha [1.1]
Explanations in English  5  to be reared, to be brought to maturity. Used of domestic animals and fowls. [1.2]
Examples  6  Mba marina tokoa anefa ny azy, satria noho izany, dia mba nanana fidiram-bola hafa noho ny vidim-bokatra na ny vidin' ny vorona ompiana izahay. [2.472]
7  Mba marina tokoa anefa ny azy, satria noho izany, dia mba nanana fidiram-bola hafa noho ny vidim-bokatra na ny vidin' ny vorona ompiana izahay. [2.472]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word ompiana

Anagrams  14  anampio, aompany, iompana, ompanay, ompiana

Updated on 2023/01/20