|
|
|
|

Entry1  ongahana
Root  2  ongaka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Ingaina, faohina, paohina: Nongahan' ny rivotra ny tafon' ny trano teto antanàna
5  Entina (ka zavatra betsaka no tenenina): Nongahan' ireo mpikarama ny entana rehetra kadimy minitra monja dia nadiodio ny trano [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Anagrams  10  angahoan, anongaha, hangoana, haongana, nangahoa, ongahana

Updated on 2023/01/05