|
|
|
|

Entry (1/3)1  ovaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fo na vololon-javamaniry sasantsasany toy ny satrana, kindro, rofia..., izay azo hanina atao laoka [Tsimihety] [1.1]

Entry (2/3)4  ovaka
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6  Hoditra manify miendaka; tsongo mafy mahatonga ny hoditra hiendaka. [1.1]
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
Compound words 

Anagrams  12  akavo, avoka, avokà, ovaka, vakoa, vaoka, voaka

Updated on 2023/09/15