Entry | 1 ovoka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 fanalana ny zavatra mifantsika ka atao an' aina; fanesorana ny nify, na ny tandrok' omby alana hisaraka amin' ny kimbalombalony; fanaovana izay hampikoa ny ventin-dranovola; fikosohana ny tsikoko; fanesorana ny hoditra malemy ivelany amin' ny mangahazo, vary akotry 4 Faniniana mafy dia mafy, levilevy [1.1] |
Derivatives |
|
Anagrams | 9 aovok, avoko, ovako, ovoka, voako |
Updated on 2020/07/31 |