Entry | pahana > fahana | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Tohana eo ivelan' ny zavatra iray mba hananany hery bebe kokoa Fifikirana amin' ny zavatra, fanankinana mafy ny tongotra mba tsy hianjera [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | That which is the sustinence or support of another. [1.2] | |||||||||||||||
Explanations in French | Soutien, support, action d'appuyer solidement une chose, de se cramponner, d'appuyer les pieds pour ne pas tomber, de se retenir en marchant Figuré: obstination [1.3] | |||||||||||||||
Morphology |
| |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Entry | pahana > fahana | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Taisaka] sakafo [1.78] | |||||||||||||||
Sakafo omem-bahiny Hanina, sakafo: Ataovy tsara fahana ny zazakely Anjara hanina: Ento ny fahan-kisoa homena azy Ilay zavatra mampipoaka ny basy, ny tafondro: Fahan-tafondro. / Saika loza fa, hay, mbola nisy fahany ilay basy Ny hery ananan' ny vimiaina mampandeha ny famantaranandro: Tsy ampy fahana ny famantaranandronao matoa nijanona sahady Ilay kofehy mifampiditra amin' ny tenan' ny tenona mba haha-lamba azy, (ka ny fahana mitsivalana fa ny tenany mitsangana): Ny jabo dia lamba rofia, izay ny fahany landihazo! [1.1] | ||||||||||||||||
Explanations in English | That without which nothing has any consistency Nourishment, strength, ration, subsistence, complement That which has been made firm, complete, or solid A gun charge A present of food to strangers The weft in weaving [1.2] | |||||||||||||||
Explanations in French | Cadeau en vivres offert à un étranger, nourriture, ration Charge d'une arme à feu Action de monter une horloge, un ressort, la trame d'un tissu [1.3] | |||||||||||||||
Explanations in English | A gift of food, food [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | [Taisaka] Qu'on nourrit [1.82] | |||||||||||||||
Cadeau en vivres; nourriture [1.8] | ||||||||||||||||
Examples |
| |||||||||||||||
Vocabulary | Economy: food | |||||||||||||||
Morphology |
| |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Entry | pahana > faha~na | |||||||||||||||
Part of speech | circumfix | |||||||||||||||
Anagrams | fahana, fanaha, hafàna |