Entry |
pahina
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Tsy mahita afatsy ny akaiky, fohy maso Olona tsy mahita izay tadiaviny, tsy mahita ny ambany maso [1.1]
|
Explanations in English | Dim (of the eyes) [1.7]
|
Explanations in French | Qui a la vue courte, faible ; myope ; qui ne sait pas trouver ce qu’il cherche. [1.3]
|
| Dont la vue est faible (se dit des yeux) [1.8]
|
Examples |
1 | Ny maso pahina, ny sofina lalodalovana, dia mamadi-dresaka lava izao!
[2.528]
|
2 | Efa pahina ny mason-dRazanahary fa efa antitra loatra ka nanontany hoe : « Iza moa izany fa tsy mahita ny masoko?
[1.436]
|
|
Vocabulary |
Derivatives |
|