Entry (1/2) | 1 paingotra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Vy marani-doha mitovitovy halehibe sy halava amin' ny tsilon-draiketa ary misy motiny kely ny vodiny, atao fanakambanana taratasy, fitanana akanjo na fametahana sary amin' ny rindrina [1.1] |
Explanations in English |
4 a pin [1.7] |
Explanations in French |
5 épingle [1.3#476, 1.8] |
Examples |
6 Tsy nisy nilana azy tsy akory ireny paingotra ireny fa dia natao teny ohatra ny haingo fotsiny. [2.472] 7 Tsy nisy nilana azy tsy akory ireny paingotra ireny fa dia natao teny ohatra ny haingo fotsiny. [2.472] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 14 paingotra |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in English |
16 an informer [1.7] |
Explanations in French |
17 mouchard [1.8] |
Anagrams | 18 apaingotr, paingotra |
Updated on 2023/08/11 |