|
|
|
|

Entry1  palitao
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Akanjo ambonin-dehilahy midina hatreo amin' ny fitombenana, misy paosy ivelany, ary mivady amin' ny pataloa
Explanations in English  4  [1.7] a jacket, a suit coat
Explanations in French  5  [1.8] paletot
6  [1.13] veste
Examples  7  misatroka volotsangana sady manao palitao fotsy sy pataloha mainty, [2.324]
Vocabulary  8  Economy: clothing
Compound words 

Anagrams  11 

Updated on 2025/01/21