Entry | 1 paohina |
Root | 2 paoka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Faohina avy hatrany ary amim-pahakingana: Nopaohin' ny papango ny akohokely Alaina an-keriny avy hatrany dia entina mandositra: Nopaohin' ny tontakely daholo ny fitafiany rehetra tao an-trano |
Explanations in English |
5 [1.7] to be snatched, to be carried off |
Explanations in French |
6 [1.3] qu'on enlève lestement, qu'on rafle: Nopaohin' ny papango ny akoho kely (La papangue a enlevé les petits poulets) ~ Nopaohin' ny mpangalatra ny fitafiako rehetra teto an-trano (Les voleurs ont raflé tous mes vêtements dans la maison) 7 [1.8] qu'on saisit, qu'on emporte |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word paohina |
Anagrams | 13 |
Updated on 2025/01/21 |