|
|
|
|

Entry1  paradizy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fonenan' ny olona tsara fanahy aorian' ny fahafatesana, araka ny finoana kristianina, izay iainany ao anatin' ny fahasambarana ateraky ny fahitana an' Andriamanitra
4  Toerana mahasambatra sy mahafinaritra: Tena paradisa kely ity sahanareo mangatsiatsiaka feno voninkazo ity [1.1]
Vocabulary  5  Religions, Beliefs
Other spellings  6  paradisa

Updated on 2020/07/31