Entry | 1 paradoxe |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.4] hevitra manohitra ny hevitry ny be sy ny maro 4 [1.66] hevimanohitra, hevimitsipaka, hevimifanohitra (amin' ny mahazatra) |
Examples |
5 Tao amin'ity Kolejy farany ity no nanombohany nanoratra raha nandray anjara tamin'ny gazety nifanaovan'izy samy mpianatra tao izy, ka tamin'izay no nakany ny solon'anarana hoe " Dox" mifanohitra amin'ny hoe "paradoxe" , hoy izy, no nakany an'io noho izy tsy mba tia "paradoxe. [2.313] |
Updated on 2024/12/07 |