|
|
|
|

Entry1  parapaingo
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Names :
Explanations in Malagasy  5  Fototra mafy amin' ny tady na rojo vy; gadra misy masomby natao tamin' ny tongotry ny olomeloka fahiny: Ataovy amparapaingo io akoho io sao lasa [1.1]
Explanations in English  6  the name of a kind of fetters. [swa. Para, to scrape to the ground, and pingu, fetters.] See ampaingo [1.2]
Explanations in French  7  fers qu'on mettait aux pieds des esclaves fugutufs et d'autres condamnés; ils se composaient de deux anneaux rivés au-dessus de la cheville du pied, et reliés entre eux par deux autres anneaux oblongs qui [ermettaient le mouvement. On donne aussi ce nom aux entraves qu'on met aux pieds des volailles ou d'autres animaux. [1.3]
Examples  8  Vao nandre ny fahatongavany ireo mpandranto teo amin'ny tany, dia nitondra volafotsy sy volamena betsaka ary parapaingo koa nentiny nakao amin'ny tobin'ny Siriana hividianany ny zanak'Israely hataony andevo [2.996]
Synonyms  9  paingo

Updated on 2020/07/31