|
|
|
|

Entry1  parasy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Bibikely mitsentsitra ny ran' ny biby lehibe sy ny olona ka manaikitra mampangidihidy izaitsizy: Mitondra areti-mifindra toy ny pesta ny parasy [1.1]
Explanations in English  4  a flea. See Parandy, Pia [Swa, papasi, ticks.] [1.2]
5  a flea [1.7]
Explanations in French  6  puce [1.3, 2.415, 1.8, 1.13]
7  se disait des parasites [2.415]
Examples  8  Ny andro voalohany nianarana, dia nanome fanazavana Ramose momba ny pesta, ny asan' ny voalavo sy ny parasy amin' ny fielezan' ny aretina. [2.472]
Vocabulary  9  Zoology: invertebrates
Analogs  10  parapandy, parasaingy
Compound words 
Zoonyms 
Proverbs  18  Proverbs containing the word parasy
Article  19  Randzavola: parasy ao amin' ny Baiboly

Anagrams  20  aspirà, parasy

Updated on 2023/06/07