|
|
|
|

Entry1  pasohina
Root  2  pasoka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Lamaina, tsindriana amin' ny vy hafanaina mba halamalama tsara tsy hisy miketrona na miforiporitra: Tokony hopasohina iny pataloanao iny fa efa miforiporitra
Alamina: Pasohy tsara aloha ny resaka vao mihaona amin' ny lehibe
Explanations in English  5  [1.2] to be smoothed, to be ironed, to be palliated.
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Anagrams  10 

Updated on 2025/01/21