Entry | 1 pelapelaka |
Root | 2 pelaka |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Fisaka sy lehibe, manify ary mivelatra (toy ny ravina ravinala na afontsy na saonjo) [1.1] |
Explanations in English |
5 provincial word for firaPIratra [Provincial]
[1.2#476] |
Explanations in French |
6 plat et large comme une planche, comme une feuille de bananier, de papier [1.3#481] |
Examples |
7 am-body vato : Ny raviny soa pelapelaka, Ny tahony soa mahamanina. [2.69#] |
Derivatives |
|
Synonyms | 13 pelaka |
Anagrams | 14 apelapelak, pelapelaka |
Updated on 2023/01/20 |