|
|
|
|

Entry1  pepoina
Root  2  pepo
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Asiana lempona, atao pepo: Adala mihitsy i Soa kely: nopepoiny tamin' ny vato ny sininy
5  Tsy avala hitraka, tsy avala handroso: Aza pepoina ny tanora fa avela izy hivelatra amin' ny maha-izy azy [1.1]
Explanations in English  6  to be made hollow [1.2]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  apepony, ipepoan, nipepoa, pepoina

Updated on 2023/01/20