|
|
|
|

Entry1  pilao
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Economy: buildings, public works
Explanations in Malagasy  4  Tady kely misy vongam-pira-mainty izay entina manamarina ny fahitsian' ny rindrina tsy vilana na mivohitra [1.1]
Explanations in English  5  a plumb-line or plummet [1.2]
Examples  6  Indro, ny Tompo nitsangana teo ambonin'ny manda natao amin'ny pilao, sady nisy pilao teny an-tanany [2.996]

Anagrams  7  pialo, pilao, -piola-, piola

Updated on 2020/07/31