|
|
|
|

Entry1  pirinty
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [angl. print] Taozavatra famerenana soratra na sary imbetsaka amin' ny taratasy, ka tarehintsoratra vy, izay atao hoe lohavy, no atambatambatra ho teny, dia asiana ranomainty ka apetaka miverimberina amin' ny taratasy ary dia ahazoana soratra mitovy betsaka azo anaovana gazety na boky [1.1]

Anagrams  4  pirinty, pitriny

Updated on 2020/07/31