Entry | 1 pitika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavatra miendaka na miala amin' ny zavatra iray: Piti-bomba 4 Fialana tampoka ary toa mitsambikina [1.1] 5 tsipika mitapatapaka [1.13] |
Explanations in French |
6 pointillé [1.13] |
Derivatives |
|
Other spellings | 12 pitsika |
Titles | 13 Pitik' onja (Ratsifandrihamanana Clarisse) |
Anagrams | 14 apitik, kapity, pitika, tapiky, tipika |
Updated on 2020/07/31 |