Entry | 1 plastika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] [fr. plastique] Zavatra amboarina amin' ny fomba simika, izay manify sy tantera-pahazavana nefa mafy, anaovana harona na fitoeran-javatra na karazandamba koa aza |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |