|
|
|
|

Entry1  poahana
Root  2  poaka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tifirina: Nopoahany basy ny alikany ka maty
Torahana, tsipazana: Aoka hopoahako vato io vorona io
Asiana: Tsy manaiky aho fa nopoahan' ny zokin' ialahy totohondry ny zandriko
Latsahana: Nopoahan' ny mpanao behariva ny paisonay ka najifa
Natao amim-pahaizana, am-paharisihana: Nopoahany ny tsianjery ka vaky vava daholo ny olona rehetra nanatrika
Examples  5  Nony efa vita ny velirano dia no poahana basy iray vava ireo fomba ireo. [2.48]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Anagrams  10 

Updated on 2025/01/21