|
|
|
|

Entry1  poaketra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] [anglisy pocket] Karazana lasaka kely mazàna vita amin' ny hoditra, fitondran' ny vehivavy an-tanana ka ataony fasiana ny zavajavatra madinika tsy misaraka aminy, toy ny mosara, vola, sns.: Nanjary fomban-kaingon' ny vehivavy ankehitriny ny poaketra noho ny bikany sy ny hasarobidin' ny zavatra nanaovana azy
Synonyms  4  poketra

Anagrams  5  apetrako, aporetak, poaketra, poretaka

Updated on 2023/04/23