Entry | 1 poety |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Mpanao na mpanoratra poezia: Iza no poety ankafizinao indrindra ? 4 Enti-milaza koa ny olona manao fitenenana feno sarisary ary mampamelovelo: Lasa poety indray i zokilahy izany [1.1] |
Updated on 2024/04/18 |