|
|
|
|

Entry1  polisa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [fr. pouls] Fitepon' ny fo manosika ny ra, izay mora heno indrindra eo amin' ny hato-tanana anoloana: Ny isan' ny polisa ho an' ny olona salama dia eo amin' ny 72 isa-minitra eo. / Mitsapa polisa [1.1]
Vocabulary  4  Health

Anagrams  5  lasopy, polisa, salopy

Updated on 2020/07/31