|
|
|
|

Entry1  polisy
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Law
Explanations in Malagasy  4  Olona manao fanamiana manokana, mitandrina ny filaminana ao an-tanàna: Miantso polisy ~ Polisin-dalana [1.1]
Explanations in English  5  the police, a police constable [1.7]
Explanations in French  6  la police; agent de police [1.8]
Examples  7  Tonga teto ny polisy, nefa tsy nahita azy intsony. [2.472]
8  Tsy mba samborin' ny polisy ve izy ireny, ry Dada? [2.470]
9  Ny polisy nanao famotorana sy nanoratra avy koa no nijanona. [2.4#]
Proverbs  10  Proverbs containing the word polisy

Updated on 2022/03/21