Entry (1/2) | 1 politika |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Kely, madinika, pitiny |
Other spellings | 4 politsika |
Entry (2/2) | 5 politika |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Teti-pitondrana: Manao politika, mpanao politika Hafetsena, hevitra: Olona be politika koa Rangahy iny |
Examples |
8 Nohararaotiny ny zava-misy handiovana indray mifafa ny rivotra politika eto Madagasikara. [2.472] |
Titles | 9 Politikan-dRanavalona reniny (Andrianjafy Michel) |
Updated on 2024/12/12 |