Entry | 1 poporohana |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Daholo, tsy misy avakavaka, avokoa: Toa tsy antitra, tsy tanora, fa poporohana indray miankohoka amin-dRavola ny vahoaka. (Ravelojaona) Voa daholo: Poporohan' ny vovoka ny vahoaka |
Examples |
4 Toe-javatra maningana irery ve no lazain' ilay vato, sa efa poporohana? [2.285#] |
Updated on 2024/12/26 |