Entry | poretake | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Tanala] Andreta (vorona), vorona tia sitrika anaty bozaka na toerana sarotra, lobolobo, tsaporetika: Mañano vonim-poretake (miafina eo akaiky eo anefa tsy hita na sarotra hita) lobolobo, tsaporetika [1.78] | |
Vocabulary | Zoology: birds | |
Updated on 2020/07/31 |